msh_mrk_text_reg/08/24.txt

1 line
357 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-05-31 11:18:49 +00:00
\ \v 24 La nitraka ie, ka nanao hoe:" mahajery olo manahaky gny hazo mandehandeha aho." \v 25 napetrak'i Jesosy teo amin'ny fijeriny ndraiky gny tagnany, ka nahajerean'ny gny johary gny masony, la nimpoly tamin'ny laoniny gny fahitany, sady nahajery mazava soa gny raha iaby ie. \ 26 La nalefan'i Jesosy noly ie sady niresahiny hoe:" Ka militsy ao an-tana."