msh_mrk_text_reg/14/60.txt

1 line
471 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-03-12 03:16:29 +00:00
\v 60 Sady gny mpisoronabe nijoro teo amin-drozy la nagnontany gnan'i Jesosy hoe:" tsy manan-kavaly va Iha? Ino io hiampangan'ireto olo reto Gnanao io?" \v 61 Fa nangina Ie sady tsy namaly na ino ino. La mbo nagnontany Gnazy ndraiky gny mpisoronabe ka nanao hoe:" Iha va ro Kristy, Anak'Ilay voatahy?" \v 62 La hoy Jesosy hoe:" Zaho ro Ie; voho ho hitanareo gny Anak'Okolo lafa mipetraky eo an-tagna ankavanan'ny herin-Dranagnahary voho bakegny amin'ny rahon'ny lanitsa."