msh_mrk_text_reg/15/36.txt

1 line
354 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-03-12 03:16:29 +00:00
\v 36 Nisy olo raiky nilailay, namonto divay marikivy gny sipaonjy, sady nandraikitsy gnan'io tamin'ny volotara, la nagnome gnan'io hinomy. Lay johary niresaky hoe: Ao ho hitanay laha ho avy ampijotso Gnazy eo Elia." \v 37 Bakeo Jesosy nikoraky tamin'y feo mare la maty. \v 38 Tataky nizara roe hatragny agnabony ka hatragny ambany gny sikin'ny tempoly.