msh_mrk_text_reg/12/20.txt

1 line
428 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-05-31 11:18:49 +00:00
\v 20 \v 20 Nisy fito mirahalahy ; nanambaly gny voalohany ka maty, tsy nagnenga avorohota. \v 21 Bakeo nangalaky gnazy gny faharoe la maty, tsy nagnenga avorohota, la manahaky gnan'io koa gny fahatelo. \v 22 Tsy nisy nagnenga avorohota rozy fito. Gny farany mare, maty koa gny ramatoa. \v 23 Amin'ny fotsangana amin'ny maty, lafa hitsanga ndraiky rozy, la ho valin'ia ? Fotony samby nanambaly gnazy iaby rozy fito mirahalahy.'