2022-03-02 09:56:22 +00:00
|
|
|
\v 38 Hoy Jaona Taminy hoe:" Mpampianatsa o, nahita olo namoaky demonia tamin'ny agnaranao rahay ,sady niraranay ie, fotony tsy magnaraky gnantsika." \v 39 Fa Jesosy nanao hoe:" Ka mandrara gnazy, fa tsy misy olo hanao asa bevata amin'ny agnarako nefa tsy vetivety tafaran'io la hiresaky raha raty momba Gnahy.
|