msh_mrk_text_reg/07/27.txt

1 line
285 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-03-01 03:58:03 +00:00
\v 27 Hoy Ie taminy :" Ao homen-kany aloha gny zaza. Fotony tsy mety gny mangalaky gny mofon-jaza ka manipy gnazy ho gnan'ny alika." \v 28 kanefa namaly ie ka annao Taminy hoe:" Eka, Tompoko, fa ndra gny alika ao ambany latabo aza la mba mihina gny sombintsombiny amin'ny mofon-jaza."