msh_mrk_text_reg/12/18.txt

1 line
371 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2022-05-31 11:18:49 +00:00
\v 18 Bakeo Sadoseo, zay milaza fa tsy misy gny fitsangana amin'ny maty, la avy teo aminy. nagnontany Gnazy rozy, nanao hoe:" \v 19 Mpampianatra o, nanoratsy gnan'izao ho gnanay Mosesy hoe:" laha maty gny rahalahin'y johary raiky ka namela valy ie, nefa mbo tsy nana gnanaky, la tokony manambaly gny valin-drahalahiny gny johary, ka hana avorohota ho gnan'ny rahalahiny."