msh_jud_text_udb/01/24.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 24 Sady ho gnan'izay miaro gnanareo mba tsy ho meloky, sady hahavy gnanao hijoro eo agnatrehan'ny voninahiny, tsy misy tsiny sady am-pifalia bevata, \v 25 amin-Dranagnahary toka Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, gny voninahitsy, gny fahelehibeaza, gny fahefa, gny hery, talohan'ny fotoa iaby, henanizao, sady la traky farany. Amena