\v 20 Fa nareo, ry malala, mioregna soa eo amin'ny finoanareo masy mare, sady mivavaha amin'ny Fagnahy Masy. \v 1 Mipetraha nareo ao amin'ny fitiavan-Dranagnahary, sady lignaso gny famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompontsika zay manday gnanao ho amin'ny f