diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt index ee7a575..384f353 100644 --- a/01/14.txt +++ b/01/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Sady Enoka, gny faha fiton'i Adama, la fa naminany mikasiky reo, nivola hoe: " Ingo! Ho avy gny Tompo miaraky amin'ireo masiny aman'aly. \v 15 Ho avy Ie mba hagnatanteraky gny fitsara gny olo iaby. Ho avy Ie hampiaiky gny olo raty fagnahy iaby tamin'ny asa vitany tamin'ny haratiam-pagnahiny, sady reo safa mare iaby zay nambaran'ny olo raty fagnahy hanohitsy Gnazy." \v 16 Reo la mpimonomono, voho mpimeno \ No newline at end of file +\v 14 Sady Enoka, gny faha fiton'i Adama, la fa naminany mikasiky reo, nivola hoe: " Ingo! Ho avy gny Tompo miaraky amin'ireo masiny aman'aly. \v 15 Ho avy Ie mba hagnatanteraky gny fitsara gny olo iaby. Ho avy Ie hampiaiky gny olo raty fagnahy iaby tamin'ny asa vitany tamin'ny haratiam-pagnahiny, sady reo safa mare iaby zay nambaran'ny olo raty fagnahy hanohitsy Gnazy." \v 16 Reo la mpimonomono, voho mpimenomeno, zay magnaraky gny filan-dratin-drozy \ No newline at end of file