1 line
496 B
Plaintext
1 line
496 B
Plaintext
\v 19 Tsy nagnenky gny safany gny rany, voho nanao hoe: " Haiko, lahy anako, haiko soa. Ho tana bevata ndraiky ho be avao koa ie. Voho gny zainy koa, la ho be noho ie, noho haly tana maro gny tarihany." \v 20 Zao safa zao ro nitsipazan'i Israely rano gnan-drozy tamizay andro zay" Amy gn'agnaranareo ro hanognonany gn'olon'i Israely fitahia hanao hoe: " Ao Ndranagnahary ro hanao gnareo manahaky gnan'i Efraima voho Manase."' Zay gny fomba, nametrahan'i Israely gnan'i Efraima ho alohan'i Manase. |