msh_gen_text_udb/46/19.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 19 reo anakilahin'i Rahely valin'i Jakoba la Josefa voho Benjamina. \v 20 Latsak'anaky tamin'i Asenata anakapelan'i Potifara mpitankazo manga tao Ona, Josefa tagny Egypta. \v 21 Rozy anak'i Benjamina la Bela, Bakera, Asbela, Gera, Namana, Ehy, Rosy, Mopima, Hopima, voho Arda. \v 22 Rozy ro anak'i Rahely naterany tamin'i Jakoba, folo efatsamby gn'isany.