msh_gen_text_udb/45/09.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 9 Masika noho ndagny amin-drako agny, voho safagno aminy hoe: ' Zao gn'ambarany gn'anakao Josefa: " Nataon-Dranagnahary, mpandily gnan'i Egypta iaby aho. Mizotsoa amiko atoy, fa ka mandigny andro.\v 10 Hipetraky amy gny tanin'i Gosena iha ka ho agnilako eo, iha retsiky gn'anakao, noho gn'anaky gn'aosy ndraiky gn'aomby, rekitsy gny fanagnanao iaby. \v 11 Zaho ro hamaha gnanreo, fotony, mbo haharitsy limy tao gny mosary, mba tsy ho avy aminareo gny halatsy, aminao, noho gny tokantragnonao, ndraiky gny fanagnanao iaby."'