msh_gen_text_udb/42/01.txt

1 line
513 B
Plaintext

\v 1 Sady hain'i Jakoba fa maro gny vary tagny Egypta. Nisafa tamin-drozy anakilahiny ie hoe: " Nagnino ro mifanenty nareo? \v 2 Ka hoy ie hoe: " Ingo, jako fa misy vary gnagny Egypta. Dagny, mijotsoa magnagny, voho mikaloa hany ho gnantsika, mba tsy ho maty tsika fa ho velo. \v 3 Ingo, la nijotro nagnagny Egypta gny rahalahin'i Josefa folo, mba hikalo vary agny. \v 4 Fe Benjamina, rahalahin'i Josefa; tsy nengan'i Jakoba nisondry taminy gny rahalahiny, fotony, matahotsy ie tsy noho hisy loza hahazo gnazy.