|
\v 14 Nivola tagnamin'i Abrama i Yaveh tafarany nialan'i LOta teo agnaminy hoe: " Nanentia avy eo amin-gny toera ze nitsanganao magnavaratsy, magnatimo, magnatignana, sady magnandrefa. \v 15 Reo tany iaby ze jerinao, la homeako gnanao voho reo avorohotanao tsy misy farany. |