msh_gen_text_udb/07/11.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 11 Tamy gny faha eninjato tao niaignan'i Noa, faha roe vola, andro faha folo fitoamby vola, tamin'izay andro za, la nipoitry iaby reo loharano laliky ambanin'ny tany, sady nisokatr'ireo varavagnakelin'ny lagnitry. \v 12 Nanomboky nikija nandritsa gny efapolo andro voho efapolo haliky gny ora teto amboniny gny tany.