msh_gen_text_udb/05/18.txt

1 line
224 B
Plaintext

\v 18 Lafa niay 162 tao i Jareda,la niteraky gnan'i Enoka. \v 19 Tafaran'ny niterahany gnan'i Enoka,la niay valonjato tao ie.Niteraky anaky johary voho anak'ampela lako ie.\v 20 Niay 962 tao i Jareda, sady maty tafaran'io.