msh_gen_text_udb/23/19.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 19 Tafaran'izay,la nandevy gnan'i Saraha valiny tao ami-lay lava-bato baibon'i Makpela i Abrahama,zay tagnilan'i Marme,atao hoe,Hebrona,tao amin'ny tany Kanana.\v 20 Noho zay gny saha voho lava-bato ao zay la lasa fanagnan'i abrahama ho toeram-pandevegna,zay la bakamin'ireo anakilahin'i Heta.