msh_gen_text_udb/27/30.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 30 Vatany vao baky nitso-drano an'i Jakoba i Esao, ka iboaky tamin-tahotsy niala teo amin'ny fagnatrehan'ny Babany i Jakoba, ka nimpoly baky nihaza i Esao rahalahiny. \v 31 Nanao hany matsiro avao koa ie ka nanday an'izay tamin'ny Babany agny. Hoy ie tamin'ny Babany hoe: " Baba, mifohaza ka homana amin'ireto hazon'ny gnanakao reto, mba hahafahanao mitso-drano gnahy."