msh_gen_text_udb/27/32.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 32 Hoy Isaka rany taminy hoe: " Fa ia iha?" Anakao zaho, anakao talagnolo, Esao". \v 33 Nangitikitiky mare Isaka ka nanao hoe: " Fa ia ro nihaza gn'aosy ka nanday tamiko? Nihaimiko iaby zay mialohan'ny gny niavianao, ka fa nitso-drano gnazy zaho. La ho tahy vatany ie.