msh_gen_text_udb/04/13.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 13 Hoy kaina tamin'i Iaveh hoe:"Mare mihoatsy gny tokony ho zakako gny saziko. \v 14 Noroasinao tamin'ny toy tany toy vatany zaho androany, sady hiteraky anao aho. Ho lasa mpanjenjena noho mpirenireny my zao tontolo izao aho, sady ndra ia ia mahita ahy la hamono gnahy. " \v 15 Hoy Iaveh taminy:" laha misy mamono gnan'i Kaina, la ho valia gnimpito aminy zay." Bakeo nasian'i Iaveh famantora Kaina, ka laha misy mahita gnazy, la tsy hamono gnazy io olo io.