msh_gen_text_udb/19/26.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 26 Nefa gny valin'i Lota, zay teo afara, nitoliky, noho avy vongo tsira ie. \v 27 Nifoha maraindray Abrahama ka nagnegny amigny toera ze nitsangany teo agnilan'i Yaveh. \v 28 Nijelo gnan'i Sodoma voho Gomora no gny tany lemaky iaby ie. Nijery ie ka igno, miakatsy manahaky gny setroky laforo bevata gny setroky avy tamigny tany.