msh_gen_text_udb/10/24.txt

1 line
226 B
Plaintext

\v 24 Sady Arpaksada niteraky gnan'i Sela, sady Sela niteraky gnan'i Ebera. \v 25 Nanagnanaky roe lahy i Ebera. Gny agnaran'ny raiky la i Palega fotony tamy gny androny la voazara gny tany. Joktana ro agnarany gny rahalahiny.