msh_gen_text_udb/12/01.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 1 Sady Yaveh nivola tamin'i Abrama hoe: " Mienga amin-gny tanindrazanao, voho amin-dreo longonao, voho amin-gny tragnony babanao, hagnagny amin-gny tany ze hatoroko gnanao. \v 2 Hataoko tanindraza bevata iha, sady ho tahiko iha, voho hataoko bevata gny agnaranao, sady ho fitahiany iha. \v 3 Hitahy reo zay mitahy gnanao Aho, fa ndra ia ndra ia mangala baraka gnanao la hozogniko. Amin-gny alalanao ro hitahia reo firenen'ny tany iaby."