msh_gen_text_udb/47/01.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 1 La nilitsy Josefa voho nisafa tamin'i Farao hoe: " Ingo avy baka agny amy tany Kanana, gny noho gny rahalahiko, rekitsy aondry, gny biby hary ndraiky gny raha iaby ze anagnany. Ingo, an-tanin'i Gosena rozy." \v 2 La nangalaky limy tamin-drozy rahalahiny Josefa, voho nanoro gnan-drozy tamin'i Farao.