msh_gen_text_udb/15/06.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 6 Nino gnan'i Yaveh ie, sady nisainy ho to ho gnazy zay. \v 7 Nivola tagnaminy ie hoe: " Zaho ro Yaveh, zay nanday gnanao nimboaky avy taoagnaminy Oran-gny Kaldeanina, mba hagnome gnanao toy tany toy mba handova zany." \v 8 Hoy ie hoe; " Tompo Yaveh, ino gny hahaizako fa handova gnan'izay zaho? "