1 line
422 B
Plaintext
1 line
422 B
Plaintext
\v 1 Fa Jakoba nahanja gny safan'ny gnanakilahin'i Labana, ka nanao hoe:"nalan'i jakoba iaby ze raha gnan'ny babantsika,la bakaminy hanagnan'ny babantsika ro nahazoany gny hanagnany iaby."\v 2 Jerin'i Jakoba tamy gnendrikiny tarehin'i Labana tegny.Jeriny fa la niaova gny fihetsiky tagnaminy.\v 3 Bakeo i Yaveh nisafa tamin'i Jakoba hoe:"Mimpolia agny ami-gny tanin'ny razanao reo voho longonao reo,fa hitahy gnanao zaho. |