1 line
408 B
Plaintext
1 line
408 B
Plaintext
\v 23 La niakatsy bakagny Isaka ka nagnagny Beri-sheba. \v 24 Niseho taminy i Yaveh tamin'io matognaly io ka nivola hoe: " Zaho ro Ndranagnaharin'i Abrahama Babanao. Ka matahotsy, fa homba voho hitahy gnanao Zaho hampitombo reo avorohotanao, noho gny agnamin'i Abrahama mpanompoko". \v 25 Nagnary alitara teo Isaka ka nikaiky gnagnararan'i Yaveh. Teo ro nagnoregnany gny lainy, ka nihaly vovo reo mpanompony. |