msh_gen_text_udb/24/01.txt

1 line
603 B
Plaintext

\v 1 Ka la vatany fa antitsy tokoa Abrahama ka notahin'i Ndranagnahary tagnamin'y raha iaby.\v 2 Hoy Abrahama tmin'ny mpanompony,ze zokiny mare teo amin'ny hasaveregnany ka nandidy teo amin'ny ze nanagnany iaby hoe:"Apetaho ambanin'ny gny fotrognako gny tagnanao\v 3 ka hampifantako amin'i Yaveh,Andrianagnaharin'ny lagnitsy voho Andrianagnaharin'ny tany iha,mba tsy hangalaky valy ho gnan'ny gnanakilahiko bakagnamin'ny reo anak'ampelan'ny Kananita,eo amon'ny reo ze hananganako gny tragnoko .\v 4 Fa handeha ho agny amin'ny fireneko iha,agny ami-gny longoko,ka hangalaky valy ho gnan'ny anakilahiko."