msh_gen_text_udb/16/07.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 7 Nahajery gnazy teo agnilany lohasaha raiky tagny an-tany maiky gny anjelin'i Yaveh, lay loharano tegny an-dala magnagny Sora. \v 8 Hoy ie hoe: " Hagara, mpanompon'i Saray, baka ia iha ro hagnaia?" Sady hoy ie hoe: " Nilay gnan'i Saray tompoko ampela zaho."