msh_gen_text_udb/03/01.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 1 Sady gny menarana la mailo vatany noho gny bibidia iaby teo amy gny saha zay namboarin'i Yaveh Ndranagnahary. Sady hoy gnataony tamin-gny ampela igny hoe: " Tena nisafa vatany va Ndranagnahary hoe: " Tsy azonareo hany gny iaby ao amy gny saha?" \v 2 La hoy gny ampela tamin-gny menarana hoe: " Azonay hany gny voan-gny hazo ao an-tsaha, \v 3 fa gny mahakasiky gny ze eo agnivon-gny saha io koa, la hoy Ndranagnahary hoe: " Tsy azonareo atao gny mihina an'io, na mikasiky gnazy, fa maty nareo."