msh_gen_text_udb/18/13.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 13 Yaveh nivola tagnamin'i Abrahama hoe: " Nagnino ro nihehy Saraha sady nivola hoe: " Hanagn'anaky vatany va zaho, na antitsy aza zaho?' \v 14 Moa misy raha sarotsy mare amign'i Yaveh va? Amin-gny fotoa voatendry, amin-gny lohatao, eretserety agny agnaminao zaho. Aminy zay fotoa zay amin-gny zao ho avy la anagn'anaky johary Saraha." \v 15 Sady manda gnan'izay Saraha sady nanao hoe: " Tsy nihehy zaho." Fotone navaka ie. Namaly Ie hoe: " Aha, nihehy vatany iha."