msh_gen_text_udb/04/06.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 6 Hoy Iaveh tamy Kaina hoe:" Nagnino iha meloky io sady nagnino iha vignitra io ? \v 7 Laha tsy nanao gny marina iha, tsy hohankasitraha va ?Fa laha tsy nanao gny marina iha, la hiparitaky eo am-baravaranao gny ota sady magniry gny hagninanao, kanefa tsy maintsy mandidy an'izay iha.