msh_gen_text_udb/11/27.txt

1 line
215 B
Plaintext

\v 27 Sady reto avarohotan'i Tera. Niteraky gnan'i Abrama, Nahora sady i Harana i Tera, sady Harana niteraky gnan'i Lota. \v 28 Harana la maty tao amin-gny tany niterahany raha mbo velo i Tera, tao Ora tao Kaldeana.