msh_gen_text_udb/04/20.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 20 Ada niteraky gnan'i Jabala. Rain'ireo mpipetrakan-day zay mana biby fiompy ie. \v 21 Jobala ro agnarany rahalahiny. Rain'ireo mpitendry lokanga voho mpitsoky sodina ie. \v 22 Sady Zila koa, niteraky gnan'i Tobaka Kaina, mpanefy fitaova varahina voho vy. Nama ro anabavin'i Tobala Kaina.