msh_gen_text_udb/04/18.txt

1 line
215 B
Plaintext

\v 18 Enoka niteraky gnan'i Irada lasa rain'i Mehozaela. Mehozaela niteraky gnan'i Metosaela. Metosaela. niteraky gnan'i Lameka. \v 19 Lameka nampirafy roe: Ada ro agnaran'ny raiky, sady Zila ro agnarany raiky hafa.