msh_gen_text_udb/05/03.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 3 Lafa niay 130 tao i Adama, la lasa baban'aja raiky, mifanahaky amin'gny tarehiny avao, ka natao hoe Seta gny agnarany.\v 4 Tafara niterahan'i Adama an'i Seta, la niay nandritra gny valonjato tao ie.Lasa baba'aja johary voho aja ampela maro ie.\v 5 Niay 930 tao i Adama, sady maty tafaran'io.