|
\v 1 Niaraky niroro tamin'i Eva vahiny ralehilahy. Nibevoka ie sady niteraky an'i Karaina. Hoy ie hoe:" Nahazo zaza lahy aho noho gny fagnampian'i Iaveh ."2 bakeo la niteraky gnan'i Abela rahalahiny ndraiky ie. sady Abela lasa mpiaraky aondry, fa kaina koa namboly gny tany . |