\v Ndranagnahary anie hagnomea gnanao anjara amin'ny gny andon'ny gny lagnitsy, anjara amin'ny gny tsiron'ny gny tany, voho voa noho divay vaovao maro.