msh_gen_text_udb/27/24.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 24 Hoy ie hoe: " Esao vatany va iha io?" Namaly ie hoe: " Ie vatany zaho". \v 25 Hoy Isaka hoe: " Aroso amiko eto gny hany fa hohaniko gny hazanao, mba hahafahako mitso-drano gnanao," Handesin'i Jakoba tegny aminy gny hany. La mihina Isaka, ka nagnandesan'i Jakoba divay ie, ka nino.