msh_gen_text_udb/26/12.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 12 Namboly tabiry tamin'io tany io Isaka ka nahavokatsy avo zato heny tamin'io tany io avao, fotony nitahy gnazy Yaveh. \v 13 Nanjary nanan-kanagna ralehilahy, ka nitombo avao zay mandra-pahavy gnazy ho mpanan-kanagna be. \v 14 Nanagnaondry voho aomby voho vavea maro ie. Nalay gnazy reo Filistina.