msh_gen_text_udb/09/26.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 26 Nisafa koa ie:" Horengea anie i Iaveh, Ndranagnahar'i Sema, sady ho mpanompony anie i Kanàna. \v 27 Hagnitatsy gny fari-tanini Jafeta anie Ndranagnahary, sady hamela gnazy hagnory gny tragnony eo amin'ireo lain'i Sema. Ho mpanompony anie i Kanana."