1 line
388 B
Plaintext
1 line
388 B
Plaintext
\v 10 La nanenty nagnodidy i Lota, sady nahampalotsy fa gny lemak'i Jordana iaby la voatondraky soa na gnaia na gnaia tamin-gny lalana magnagny Zoara, manahaky gny sahan'i Yaveh, manahaky gny tamin'i Egypta. Zay la talohan-gny nandravan'i Yaveh gnan'i Sodoma voho Gomora. \v 11 Noho izay Lota la nifily gny lemak'i Jordana iaby ho gnazy sady nandeha nagnatignana, ka saraky rozy mpilongo. |