msh_gen_text_udb/11/31.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 31 Nandesin'i Tera i Abrama anaky lahin'i Harana anany, voho Saray vinantony ampela, valin'i Abrama anaky lahiny, sady niaraky niala tao Ora tao Kaldeana rozy reo, mba ho agny amin-gny tany kanana. Fa nagnagny Harana rozy sady nijano tao. \v 32 Niay 205 tao i Tera sady avy eo la maty teo Harana.