msh_gen_text_udb/27/13.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 13 Hoy gny reniny tagnaminy hoe: " Anaky, aleo Babanao hagnozo gnahy. Araho avao gny volako, ka mandehana andeso amiko atoy reo" \v 14 Ka nandeha nangalaky reo anakaosy i Jakoba ka nanday an'ireo tamindreniny agny. Ka nnanao hany matsiro gny reniny, araky hitiavan'ny Babany gnazy.