msh_gen_text_udb/07/06.txt

1 line
209 B
Plaintext

\v 6 Eninjato tao i Noa tamin'ny andro niavian'ny safo-drano teto an-tany. \v 7 Noa, reo anakilahiny, gny valiny, sady reo vinanto vaviny la niaraky nilitsy tao agnaty sambo-fiara noho gny ranon'ny safo-drano.