msh_gen_text_udb/07/01.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 1 Sady Iaveh nisafa tamin'i Noa hoe:" Milira ao agnatin'ilay sambo-fiara iha voho gny avorohotanao, fotony iha ro olo jeriko fa to eo agnatrehako amin'ity. \v 2 Gny amy gny biby malio iaby la agnandeso fito lahy voho fito vavy. Sady gny amin'ireo biby tsy malio, la mangala roe iasany, lahy voho vavy. \v 3 Gny amin'ireo voro gny habakabaky koa, la mangala fito lahy voho vavy, ho fiarova gny avorohotany etoy amboniny gny tany.