msh_gen_text_udb/10/21.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 21 Niteraky anakilahy avao koa i Sema, lay zokin'i Jafeta talagnolo. Razamben'ireo olo iaby bakagny Ebera avao koa i Sema. \v 22 Reo anakilahin'i Sema la i Elama, Asyra, Arpaksada, Loda voho Arama. \v 23 Reo anakilahin'i Arama la i Oza, Hola, Gatera voho Masy.