msh_gen_text_udb/45/19.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 19 Voho homean-dily nareo hoe: 'Zao gn'atao, mangala katraka amy tany egypta ho gnan-gny gn'anakareo voho gny valinareo. Andeso gny ranareo, voho mandena atoy. \v 20 Ka misantsa gn'amy fanagnanareo, fa gnanareo ze soa an-tany eto iaby, ketriketrik'i Egypta."'