msh_gen_text_udb/41/35.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 35 La amizay rozy, hamory gny hany iaby amin'io tao sao eo, zay ho avy io, ka la hagnajary gny vokatsy eo ambaniny gny fandilin'i Farao, ka reo ro ho hany ho gnan'olo maro. La ho tahirizin-drozy vatany zay. \v 36 Gnhy hany ro hatao famatsia ho any gny tany, aminy gny fito taony gny mosary, zay ho aminy gny tany Egypta. Ka amizay hevitry zay ro tsy haharembony gny mosary gn'olo.